Teny iditra tsy mahavaly bontana
Singan-teny tsy ; mahavaly ; bontana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Matetika no mifanabontana ny vehivavy taloha, ka raha nisy olona nanabontana ny volonao, nefa aty aoriana tsy mba mety manabontana ny azy ianao, dia natao hoe Tsy mahavaly bontana ianao, izany hoe tsy mahavaly ny soa nataon' ny olona anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Not to be able to reward one as has been done to him [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27