Teny iditra TsyCoolKoly
Singan-teny tsy ; cool ; koly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tetikasa TsyCoolKoly dia miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara.
Mifantoka amin’ireo endrika isehoan’ny kolikoly izay mahakasika ny besinimaro eo amin’ny fiainany andavanandro, ny tetikasa ary miantso ny olom-pirenena hitatitra izay nihatra taminy. [5.mg.http://www.tsycoolkoly.org]
Fanazavàna teny frantsay Le projet TsyCoolKoly ( TCK) a été initié avec pour objectif de contribuer à la lutte contre la corruption à Madagascar.
Le projet incite les citoyens à témoigner des cas de corruption dont ils sont victimes au quotidien, mais aussi lorsqu’ils ont rencontré des agents intègres. [5.fr.http://www.tsycoolkoly.org]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29