Teny iditra | tsy an-jery | |
Singan-teny | tsy ; jery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1] | |
Tsipelina hafa | tsianjery | |
Fivaditsoratra | tsianjery, tsy an-jery |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03 |