Teny iditra | tsotra | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Smooth, plain; easy, simple [1.7] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lisse, droit; simple, facile [1.8] | |||||||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsotra io | |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |