Teny iditra | tsofotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milentika, maty, tafasoka, nisoka:
Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy. / Niasa teto aho mandra-pahatsofotry ny andro Fandentehana zavatra ao anatin' ny... [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |