Teny iditra tsivongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-ganagana (Sarkidiornis melanotos) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Canard sauvage, oie sauvage. [1.19]
 Canard à bosse. Sarkidiornis melanotos (Pennant, 1769). Gros canard de surface noir et blanc. Espèce gregaire en dehors de la période de reproduction. [2.191]
 Nom d'un canard ou d'une sarcelle [1.196]
Anarana siantifika Sarkidiornis melanotos
Voambolana 
Tovy hevitra arosy ~ kivongo ~ ongongo

Teny iditra tsivongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bozaka fitaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (« qu'on ne doit pas mettre en morceaux »). On la brûle en effet en entier pour en recueillir les cendres. Grandidier identifie tsivongo et kivongo. tsivongo désigne en général les plantes qui poussent en peuplement dense et non en touffes isolées. Les cendres servaient à préparer des lessives riches en potasse pour la fabrication des savons malgaches. [1.196]
Ohatra ny tany: tany lava vero, tany lava tsivongo (bozaka lava sy manototra io), ary tany fiandrasana omby, ka sao hihatraoran'ny omby mihinana dia mianjera; [2.588]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05