Teny iditra tsitointoina (tointoina)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Sandra, sendrasendra tsy nampoizina akory: Tsitointoinano nifanenako taminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Par hasard [1.3]
Tovy hevitra tointoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20