Teny iditra | tsitoavina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1] | |
Ohatra | Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |