Teny iditra |
tsipy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tambahoaka]
fafy, famafasana
[1.78]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tsipy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A throwing [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jet; projeté, projection, projetante [1.13]
|
| Action de jeter, de lancer [1.196]
|
Ohatra |
1 | Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana;
[1.292]
|
2 | Tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany.
[2.270]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
|