Teny iditra | tsipeko | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Famakiloha (bibikely): jana-tsipeko (zanaka famakiloha) [1.78] | |
[Tanosy] Famakiloha [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | pitsoke, potsike, tsipeko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |