Teny iditra tsipaopaoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia lasa [1.1]

Teny iditra tsipaopaoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de paoka, action de saisir lestement). « Plante à fruit comestible » d'après Grandidier. Probablement comme paokapaoka (Merina). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/26