Teny iditra tsiomeroa (tsy, ome, roa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses). Musa sapientum L. (Musaceae). Banane à cuire dite en français « banane plantain ». Nom donné aux variétés à très gros fruits. [1.196]
Anarana siantifika Musa sapientum
Ohatra tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany [2.69]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15