|
|
|
|

Teny iditra1  tsiomeroa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses). Musa sapientum L. (Musaceae). Banane à cuire dite en français « banane plantain ». Nom donné aux variétés à très gros fruits. [Betsimisaraka]
Ohatra  5  [2.69#10] tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany
Voambolana  6  Haizavamaniry: voankazo
Fototeny  7  tsy, ome, roa
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28