Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsin
go
ana
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Toetran' ny zavatra mianiera ka ny ambony lasa ambany.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatsingoana
,
mitsingoana
matoantenin' ny iharana :
atsingoana
,
tafatsingoana
,
voatsingoana
matoantenin' ny fameno :
anatsingoanana
,
itsingoanana
anarana :
fanatsingoana
,
fanatsingoanana
,
fitsingoana
,
fitsingoanana
,
mpanatsingoana
,
mpitsingoana
,
tsingoangoana
mpamaritra :
mahatsingoana
Fivaditsoratra
itsangano
,
itsongana
,
tsingoana
,
tsongaina
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31