Teny iditra tsingalapake
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Tsingala, biby key toa moka vaventy miriaria eny ambony rano, izay mety hahafaty na omby aza misotro rano ka mahatelina azy [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31