Teny iditra tsindrimpeo (tsindry, feo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo: renitsindrimpeo (tsindrimpeon' ilay reny teny farany: ankizy kely maro); zanatsindrimpeo: ireo tsindrimpeo hafa; tsindrimpeo fototra (tsindrimpeompototeny: levona); tsindrimpeo am-panovanana na nikisaka: levonina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Accent d'intensité, accent tonique [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31