Entrée tsinay
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] intestines, entrails
Explications en français  [Hallanger 1974] intestin, entrailles
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 39] Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina.
2 [Callet: Tantara, page 118] dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona;
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31