Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsinanginangy
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Hasahiana be loatra, fidaondaom-bava:
Tsy zaka leferina intsony ny tsinanginangin' io vehivavy io
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mitsinanginangy
matoantenin' ny fameno :
itsinanginanginana
anarana :
fitsinanginangiana
,
fitsinanginangy
,
mpitsinanginangy
mpamaritra :
mahatsinanginangy
,
mitsinanginangy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31