Entrée |
tsimatra
(tsy, matra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana ¶ Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay |
| [Rakotosaona 1975]
[Bezanozano]
fantsika, hazo |
Analogues |
tsima-day |
Exemples | [Andraina: Mitaraina, page 45]
Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana.
|
|
Entrée |
tsimatra
(tsy, matra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Boiteau 1997]
[Bezanozano, Merina, Tanala]
(de matra ou matsa : taquin, espiègle).
Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae).
Arbre à fruits comestibles, agréables.
Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone.
Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924.
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Salacia madagascariensis subsp. dentata |
|