Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsikefakefaka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Enti-milaza zavatra miendaka amin' ny laniny iray ary miraikitra amin' iray hafa.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatsikefakefaka
,
mitsikefakefaka
matoantenin' ny iharana :
atsikefakefaka
,
tsikefakefahina
,
voatsikefakefaka
matoantenin' ny fameno :
anatsikefakefahana
,
itsikefakefahana
anarana :
fanatsikefakefahana
,
fanatsikefakefaka
,
fitsikefakefahana
,
fitsikefakefaka
,
mpanatsikefakefaka
mpamaritra :
mahatsikefakefaka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31