Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsi
ke
bona
(
ke
bona
)
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fanetsiketsehana ny fotaka na loto ao anaty rano; famohafohazana ny lasa efa mandry
Loiloy
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatsikebona
,
mitsikebona
matoantenin' ny iharana :
atsikebona
,
tafatsikebona
,
tsikebonina
,
voatsikebona
matoantenin' ny fameno :
anatsikebonana
,
itsikebonana
anarana :
fanatsikebona
,
fanatsikebonana
,
fitsikebona
,
fitsikebonana
,
mpanatsikebona
,
mpitsikebona
,
tsikebonkebona
mpamaritra :
mahatsikebona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20