Teny iditra tselarana (tselatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana afo mba hirehitra: Notselaran' ny sasany ny mololo teo an-tokotaninay halina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tselarana, tselarako, tselaranao, tselarany, tselarantsika, tselaranay, tselaranareo, tselaran', tselaran-, tselaram-, tselara-
Ny lasa : notselarana, notselarako, notselaranao, notselarany, notselarantsika, notselaranay, notselaranareo, notselaran', notselaran-, notselaram-, notselara-
Ny hoavy : hotselarana, hotselarako, hotselaranao, hotselarany, hotselarantsika, hotselaranay, hotselaranareo, hotselaran', hotselaran-, hotselaram-, hotselara-
Filaza mandidy : tselaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20