Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsehatseha
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fihetsika miadana ary tsy maka mahery; famindra mailamailaka ary tsy migodona na kely akory aza (jereo
tsaitsaika
)
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mitsehatseha
matoantenin' ny iharana :
atsehatseha
,
tafatsehatseha
matoantenin' ny fameno :
itsehatsehana
anarana :
fitsehatseha
,
fitsehatsehana
,
mpitsehatseha
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31