Teny iditra |
tsefaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fendu [1.3, 1.196]
|
| Cassé, déchiré, crevassé, lézardé [1.3]
|
Ohatra |
1 | ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka.
[2.313]
|
2 | Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina.
[2.270]
|
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
tsefaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Avaratra]
(allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae).
Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés.
On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Cnestis polyphylla |
Voambolana |
|