Teny iditra tsatsahina (tsatsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fotsiana (enti-milaza ny vary totoina fanintelony mba ho fotsy tanteraka): Ny tsatsai-bary no tsatsahinamba ho fotsy tanteraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsatsahina, tsatsahiko, tsatsahinao, tsatsahiny, tsatsahintsika, tsatsahinay, tsatsahinareo, tsatsahin', tsatsahin-, tsatsahim-, tsatsahi-
Ny lasa : notsatsahina, notsatsahiko, notsatsahinao, notsatsahiny, notsatsahintsika, notsatsahinay, notsatsahinareo, notsatsahin', notsatsahin-, notsatsahim-, notsatsahi-
Ny hoavy : hotsatsahina, hotsatsahiko, hotsatsahinao, hotsatsahiny, hotsatsahintsika, hotsatsahinay, hotsatsahinareo, hotsatsahin', hotsatsahin-, hotsatsahim-, hotsatsahi-
Filaza mandidy : tsatsaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20