Entrée tsara fanahy (tsara, ahy)
Partie du discours locution
Mots élémentaires tsara, fanahy
Explications en malgache enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara [1.1]
Explications en anglais [tsara, good.] Of good disposition; one free from disease [1.2]
 good, pleasant [1.7]
Explications en français bon, vertueux [1.8]
Analogues  malemy fanahy ~ malemy paika ~ mazava fo ~ mazava saina ~ tsopo ~ antra olona ~ be indrafo ~ malala-tanana ~ mora hatonina ~ mora hiraharahana ~ mamy hoditra ~ mahafoy tena ~ be fahafoizan-tena ~ mahay mandray olona ~ mahay olona ~ manana hatsaram-panahy ~ tsara toetra ~ olo-marina ~ olom-banona ~ fototr' olona

Entrée tsarafanahy (tsara, ahy)
Partie du discours nom
Mots élémentaires tsara, fanahy
Explications en français  [Tankarana] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ehretia suarenzensis

Anagrammes fitsaharana

Mis à jour le 2023/01/01