|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsapa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
Famangiana fahoriana
Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy
Ohatra  4  Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [2.470]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tsapa io

Teny iditra (2/2)10  tsapa
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Taisaka] jono hazandrano amin'ny tanana

Fivaditsoratra  13  patsa, tsapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21