Entrée tsangy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy

Entrée tsangy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny.
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31