Teny iditra trona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna). [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo]
Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy. [Voambolana: Fahasalamana ~ Feo] [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31