Teny iditra trano kotona
Singan-teny trano ; kotona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trano hazo avokoa ny tenany [1.1]
Ohatra Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra. [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23