Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tran
ga
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fisehoana lany, izany hoe ny ilany fotsiny no hita aloha
[
1.1
]
Fanazavàna teny frantsay
Cas
[
1.13
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatranga
,
mitranga
matoantenin' ny iharana :
atranga
,
tafatranga
,
voatranga
matoantenin' ny fameno :
anatrangana
,
itrangana
anarana :
fanatranga
,
fanatrangana
,
fitranga
,
fitrangana
,
mpanatranga
,
mpitranga
,
trangatranga
mpamaritra :
fanatranga
,
mahatranga
Kamban-teny
manao tranga
mandray ny tranga rehetra
tranga ampoizina
tranga faobe
tranga ifanolanana
tranga jiaby
tranga manokana
trangam-bato
tranga mety hiseho
tranga roa fiavahana
tranga tiana hiseho
tranga tsongaina
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16