Teny iditra traky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lava na mandroso noho ny namany (nify): Traky nify ity zaza ity [1.1]
Ohatra Lehilahy ratsy endrika, traky nify, maloto lamba, besikina izay izy io. [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31