|
|
|
|

Teny iditra1  toroana (toro)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny olona ilazana hevitra, zavatra; ampianarina: Olona tsy azo toroana hevitra Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny toroana io

Fivaditsoratra  10  anorato, orotana, tanorao, toroana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20