Teny iditra | toreo | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feom-borona mitaraindraina; feo mampahonena; fiangaviana fatratra; hataka arahim-pitaraindrainana. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Gémissement [1.8] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17 |