Teny iditra tora-peta
Singan-teny toraka ; feta
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trano atao amin' ny hazo norarina, ka feta atoraka no andalorana ny atiny sy ivelany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19