Teny iditra | topatopa (topa) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano mova tsy ny mitobatobaka na mikapokapoka, indrindra rehefa midona amin' ny sisin' ny morona. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Agitation of water [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Agitation de l'eau [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |