Teny iditra | tontosa | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vita tsara daholo: Tontosa ny zavatra rehetra Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Accomplished [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Accompli [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |