Teny iditra tongo-takotra
Singan-teny tongotra ; takotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11