Teny iditra tongo-javona
Singan-teny tongotra ; zavona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny erikerika sy zavona mirefarefa eny amin' ny toerana ambany rehefa levona ny betsaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05