Teny iditra | tompom-bady | |
Singan-teny | tompo ; vady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vadin' ilay olona tenenina izay manana fahefana aminy noho ny hafa [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tompom-bady io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |