Teny iditra tompoina (tompo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy manao izao ratsy rehetra izao ianao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tompoina, tompoiko, tompoinao, tompoiny, tompointsika, tompoinay, tompoinareo, tompoin', tompoin-, tompoim-, tompoi-
Ny lasa : notompoina, notompoiko, notompoinao, notompoiny, notompointsika, notompoinay, notompoinareo, notompoin', notompoin-, notompoim-, notompoi-
Ny hoavy : hotompoina, hotompoiko, hotompoinao, hotompoiny, hotompointsika, hotompoinay, hotompoinareo, hotompoin', hotompoin-, hotompoim-, hotompoi-
Filaza mandidy : tompoy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20