Teny iditra | tombo-teny | |
Singan-teny | tomboka ; teny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiampangana sy endrikendrika tsy marina [1.1] | |
Teny iditra | tomboteny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fosa, endrikendrika [1.78] | |
[Tanosy] Endrikendrika [1.78] | ||
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |