Teny iditra | tombon-tsoa | ||
Singan-teny | tombo ; -tsoa (soa) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Soa azo manokana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Advantage, privilege [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Avantage, privilège [1.8] | ||
[ tombontsoa ] Intérêt, avantage [1.13] | |||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |