Teny iditra tokozihitra (toko, zihitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31