Teny iditra tokony
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Juste, convenable [1.3]

Teny iditra tokony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Environ, à peu près, probablement [1.3]

Teny iditra tokony (toko)
Sokajin-teny anarana toko sy mpisolo

Teny iditra tokony (tokona)
Sokajin-teny anarana tokona sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31