Teny iditra tokam-bolana
Singan-teny tokana ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]
 [ tokambolana ] Tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Fanazavàna teny frantsay [ tokambolana ] Fidèle [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24