Teny iditra toharana (tohatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : toharana, toharako, toharanao, toharany, toharantsika, toharanay, toharanareo, toharan', toharan-, toharam-, tohara-
Ny lasa : notoharana, notoharako, notoharanao, notoharany, notoharantsika, notoharanay, notoharanareo, notoharan', notoharan-, notoharam-, notohara-
Ny hoavy : hotoharana, hotoharako, hotoharanao, hotoharany, hotoharantsika, hotoharanay, hotoharanareo, hotoharan', hotoharan-, hotoharam-, hotohara-
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20