Teny iditra tohan-karatra
Singan-teny tohana ; karatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny hazo manohana ny haratra amin' ny tafontrano ary anambarana koa ny safeli-teny amin' ny lahateny izay misy hafetsena hoentina mandresy lahatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay échantignole [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19