Teny iditra | toboka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Marin-toerana ke mihetsika sy mihilangilana eo amin' izay ametrahana azy na ipetrahany [1.62] | |||
Fanazavàna teny frantsay | équilibre statique [1.13] | |||
Voambolana | Fizìka | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny toboka io | |||
Fivaditsoratra | kotoba, toboka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15 |