Teny iditra | tinory (tory) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Torina, didiana, rasaina (omby, kisoa...): Notinory ilay kisoa ka aoka izany ny taniny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [boeuf] qu’on a entaillé Qu’on a séparé, dénoncé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatory | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |